Teny iditra | Ampahenin' Imerina | |
Singan-teny | ampahenina ; Imerina | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Ohatra | ireo no mpandamina ny adin' ny samy foko ary mpitondra ny didin' Andriana amin' ny Ampahenin' Imerina
[2.113] | |
Voambolana | Tantara ~ Haitoetany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |